Home
Page
Contact
Us
Make a Payment,
Methods of
Payment, Refund and Exchange Policies
Rosaries
subpages:
How to Pray the
Rosary
subpages:
Pictures
Main Page
subpages:
Curriculum
subpages:
Website
Terms of Use
License
Agreement
Sitemap
The Work of God's Children
|
Malgache
Rosary Prayers
This language is
also
known
as
Malagasy and Standard Malagasy.
This language is spoken
by 9,390,000 people in
Madagascar,
including people in Merina, Betsimisaraka, Betsileo, Antandroy, Tanala,
and Antaimoro.
See also The
Work
of God's Children page for the illustrated version of
prayers
in this language.
Amin'ny
anaran'ny
Ray
/
The
Sign of the Cross / Signum Crucis
Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
Amena.
Rainay
an-danitra / Our Father / Pater Noster
Rainay
an-danitra
Hohamasinina
anie ny anaranao
Ho
tonga anie ny Fanjakanao
Ho
tanteraka anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka
ny
any an-danitra.
Omeo
anay anio ny haninay isan’andro
Avelao
ny fahotanay
Tahaka
ny amelanay izay nanao ratsy taminay
Aza
avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay
Fa
manafaha anay amin’ny ratsy. Amena.
Arahaba
ry Maria / Hail Mary / Ave Maria
Arahaba
ry Maria
feno
hasoavana ny Tompo ao Aminao,
nosohavina noho ny vehivavy rehetra
Ianao,
ary nosohavina i Jeso nateraky ny kibonao,
Masina
Maria, Renin'Andriamanitra,
mivavaha ho anay mpanota,
ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay. Amina.
Voninahitra
/
Glory
Be
to the Father / Gloria Patri
Voninahitra
anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
Tahaka
ny taloha sy ankehitriny ary mandrakizay. Amen.
Alina
Masina
/ Silent Night / Stille Nacht (Malagasy Version)
Alina masina,
Tonga ny mpanavotra
Indro teraka ao Betlehema
Ny mpanjakan'i Jerosalema
Mifalia izao,
mifalia izao.
Mihainoa, mihainoa
Ny feon'anjely sambatra
Milaza fa vao teraka
Ny zanak'Andriamanitra
Mihainoa izao,
mihainoa izao.
|